namana

Nampidirin'i rndm1 | 8 Jan, 2009

tsy bola nisy nitaraina angaba hoe manana namana be loatra fa tsy mijanona mihitsy miresaka amin'iazy aoz resahana rehetra mba h namana.

ny zavatra htako dia zao be de be mitsy no bola manao havana ra misy patsa nefa efa ela no mfankafantatra ndraindray ny sasany, misy ndray anarana fotsiny le namana fa tsy hainy akory mandray azy amin'zay maha namana azy zay.

raha  ny manodidina ana alo no asiako resaka de bola misy tafiditra amireo mitsy zaeo saingy oe enao fotsiny sisa no mianatra miara-miaina amin'zareo;

manao be resaka momba ny namana et fotsiny za nefa bola be zavatra enarana ra io resaka io.